Andao atambatra amin’izay ny fahalalàna sy ny fahendrena ananantsika, mba hoentina Manorina firenana vaovao tsara fototra.
Andao isika Malagasy amin’izay no hiaraka hamaritra ny làlana ho diavin’i Madagasikara.
Andao ho ampiasaintsika hisitomana an’i Madagasikara sy ireo Malagasy hiakatra, ny traikefa sy vina ananantsika tsirairay avy.
Manasa anao hivondrona miaraka aminay.
Ao anatin’ny « Plateforme ISIKA MIARA MANORINA » avokoa ny fifandraisana sy fifanakalozan-kevitra rehetra mba tsy ho very (ady hevitra, fizarana traikefa, fanamarihana…). Misy ekipa mandravona avy eo ny hevitra rehetraary mampiditra izany ao anaty « Base de données ».
Raha maniry ny hiditra mpikambana Miara Manorina ianao dia mamenoa ny formulaire eto amin’ity pejy ity.
Raha maniry ny aneho hevitra kosa ianao dia manokafa kaonty ao amin’ny Plateforme, ary any ianao no manao « Connexion » avy eo.